"Mifohaza tsara, ... Miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'Ny Tompo"
« 1 Korintiana 15:34a ; 58b »
Herinandron'ny Sampana Fifohazana,
Ny 24 Oktobra hatramin'ny 30 Oktobra amin'ny 5 ora sy sasany hariva eto amin'ny FJKM Ankadifotsy
Date
19/10/2022