Herinandron'ny Fanahy Masina, Zoma 17 Mey 2024

👉Herinandron'ny Fanahy Masina
Anio zoma 17 Mey, amin'ny 6 ora hariva eto amin'ny FJKM Ankadifotsy.
- 2 Samoela 13:1-7
- 2 Korintiana 3:12-18
- Lioka 1:8-17
Mpitarika: Ramatoa Helivao POGET, Mpitandrina
(Mpandrindra Nasionaly ny Aumônerie Foibe)

HFM 17052024

Date
17/05/2024