Herinandron'ny Fanahy Masina, talata 14 Mey 2024

👉Herinandron'ny Fanahy Masina

Anio talata 14 Mey, amin'ny 6 ora hariva eto amin'ny FJKM Ankadifotsy.

- Hagay 2:1-9

- 2 Timoty 1:6-14

- Marka 13:9-11

Mpitarika: Andriamatoa RAJAONARISON Rado, Mpitandrina

(FJKM Rasalama Manjakaray)

HFM Talat a14052024

Date
14/05/2024