Herinandron'ny Fanahy Masina, Alarobia 15 Mey 2024

👉Herinandron'ny Fanahy Masina
Anio alarobia 15 Mey, amin'ny 6 ora hariva eto amin'ny FJKM Ankadifotsy.
- 1 Tantara 12:16-18
- Filipiana 1:12-26
- Jaona 16:12-18
Mpitarika: Ramatoa ANDRIANOMANANA Miarisoa, Mpitandrina
(FJKM Isotry Fitiavana)

HFM 15052024

Date
15/05/2024