Fitsangatsanganana

๐Ÿ‘‰Fitsangatsanganana, alatsinain'ny Pentekosta, 20 Mey 2024 eny amin'ny TPM Ivato.

Teboka vitsivitsy zaraina amintsika:

๐ŸŸข๐ŸฝMisy ny tapakila vary sy laoka izay amidy amin'ny vidiny sahaza ary azo raisina eo an-tokotanim-piangonana hatramin'ny sabotsy 18 Mey. Marihina fa ny fitaovam-pihinanana dia samy mitondra.

๐ŸŸข๐ŸšŽNy tapakila amin'ny fiara iombonana (2.500 ariary) dia azo raisina eo an-tokotanim-piangonana sy ao amin'ny mpandrahara an'ny fiangonana nanomboka androany alatsinainy 13 Mey hatramin'ny sabotsy 18 Mey

Fitsangatsanganana

Date
14/05/2024