Panier garni-nokarakarain'ny VFD

Natao tetsy amin'ny IFR ny fizarana ny panier garni, hetsika nataon'ny Vaomieran'ny fampandrosona ny sabotsy 22 Jona 2019 teo. Ny vola azo tamin'izany dia entina hanampiana ny fianaran'ireo Zaza sahirana iantohana ny fianarany. 

Fifiav 

Date
22/06/2019