Krismasin' ny sampana dorkasy Ankadifotsy.

Notanterahina teto amin'ny Fitandremana Ankadifotsy androany 13 Desambra 2022 io tolakandro io koa no nanamarihan'ny sampana ny Krismasy iombonana Seho an-tsehatra natao hiantsona ny olonao Hanompo an'Andriamanitra eo anivon'ny sampana dorkasy fitandremana Ankadifotsy.
Date
13/12/2022