Ivon'ny faha-125 taonan'ny SAMPANA TANORA KRISTIANA ANKADIFOTSY ny Alahady 27 Novambra 2022
eto amin'ny FJKM Ankadifotsy.
Hanasana ireo rehetra efa nandalo fitaizana tanora teto anivon'ny fiangonana sy mbola amperin'asa, ireo Raiamandreny tsy
ankanavaka: STK: 3F, hay KANTO, Mpihiran'ny Farimbona... Ny fiangonana manontolo.

Date
17/11/2022