Herinandro Sambatra 2018 STK HAY KANTO

Ny tantaran'i Zakaiosy no nentin'ny STK (HAY KANTO) nentina nankalazana ny herinandro sambatra ny alahady 23 Desambra 2018.

Tantara an-tsehatra noravahana hira sy dihy sy haingon-tsehatra maro samihafa no nentiny nampisehoana izany.

Mitohy hatrany ny fiderana sy fankalazana ny herinandro Sambatra toy izao ny fandaharana manaraka amin’izany :

  • 24 Desambra 2018:  Mpihiran'ny fatimbona

Manomboka  amin’ny 6 ora hariva ny fotoana ary  ny toerana dia FJKM Ankadifotsy

Ny 25 Desambra 2018 : Sekoly alahady ka hiantomboka amin'ny 3 ora tolakandro

Date