Herinandro sambatra 2018, Mpihiran'ny Farimbona Zokiny

Antsa Noely no nentin’ny Mpihiran’ny Farimbona Zokiny  nankalazana ny zoma Sambatra ny 21 Desambra 2018 tamin’ny  6 ora hariva teto amin’ny FJKM Ankadifotsy.

Mitohy hatrany ny fiderana sy fankalazana ny herinandro Sambatra toy izao ny fandaharana manaraka amin’izany :

  • 23 Desambra 2018 : Stk Hay Kanto
  • 24 Desambra 2018:  Mpihiran'ny fatimbona

Manomboka  amin’ny 6 ora hariva ny fotoana ary  ny toerana dia FJKM Ankadifotsy

Ny 25 Desambra 2018 : Sekoly alahady ka hiantomboka amin'ny 3 ora tolakandro

Date
21/12/2018