Herinandro Sambatra 2018 Mpihiran'ny Farimbona Ankadifotsy

Antsa Noely no nentin'ny Mpihiran'ny Farimbona nankalazana ny herinandro Sambatra 2018.

Hira fiderana tamin'ny teny Malagasy sy Vahiny no noredonin'izy ireo tamin'izany. Nisy ihany koa ny Dihy mirindra  izay nandraisan'ny sampana maro avy eto amin'ny Fitandremana miaraka amin'ny Mpihira  ary koa ny mpijery  tonga nanotrona anjara. Tanteraka tokoa ilay loha-hevitry ny FJKM tamin'ity volana Desambra 2018 ity hoe 'Mifalia amin'ny Fitiavan'ny Tompo".

 

Date
24/12/2018