Herinandro Sambatra 2018

Nanomboka omaly alahady 16 Desambra 2018 ny herinandro sambatra teto amin'ny FJKM Ankadifotsy. Ny Taninketsan'ny Mpihira no nanomboka izany,

hitohy izany androany alatsinainy 17 desambra 2018 ka toy izao ny fandaharam-potoana amin'izany :

- Anio manomboka amin'ny 6 ora hariva ny Rantsana Fanantenana

- 20 Desambra 2018 : Sampati

- 21 Desambra 2018 : Mpihira zokiny

- 23 Desambra 2018 : Stk Hay Kanto

- 24 Desambra 2018 : Mpihiran'ny fatimbona

- 25 Desambra 2018 : Sekoly alahady hiantomboka amin'ny 3 ora tolakandro.

 

 

Date
17/12/2018