SAMPANA SEKOLY ALAHADY
KOMITY 130 taona
Manasa antsika fiangonana hanohana ireo zanatsika hiatrika ny HAY SORATRA MASINA, dingana AMPAHEFA-DALANA, ny Alahady 6 Novambra 2022 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro eto am-piangonana.

Date
03/11/2022