Fanompoam-pivavahana nitondrana am-bavaka ny Filohan'ny FJKM mianakavy sy ny Taom-piasana 2019

            Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tontosa ny alahady 20 janoary 2019 tao amin’ny kianjaben’i Mahamasina  ny fanompoam-pivavahana nitondrana am-bavaka ny filohan’ny FJKM Mianakavy sy ny taom-piasana 2019.

Nitondra Teny sy hafatra ho an’ny Kristianina ny Filohan’ny FJKM Atoa IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina

 - Hafatra 5 avy amin’ny Filoha FJKM 2019

  • Tanteraho tsara ny fanavaozana.
  • Tohano tsara ny sekolintsika.
  • Ivelomy tsara ny fihombonana.
  • Mivavaha tsara ho anay. (isan'alahady)
  • Mijoroa tsara ho vavolombelon'i Kristy.

  - Jereo eto ambany ny horonan-tsary mirakitra izany

Date
24/01/2019