Fandaharana: Alahady 30 Mey 2021

Finaritra!

Indro ny 🍥fandaharana🍥 ho amin'ny fanompoam-pivavahana ampitain-davitra rapitso maraina amin'ny 9 ora avy amin’ny Raiamandreny Mpitandrina RANJAKAVOLA afahantsika miomana ara-panahy!

Date
29/05/2021