Famelabelaran-kevitra 27 Oktobra 2019

Ny FKBM dia manasa antsika hanatrika ny famelabelaran-kevitra mitondra ny lohahevitra hoe JESOA KRISITY NO FILAZANTSARA, ny Alahady 27 Oktobra 2019 izay ho tanterahina eto amin'ny fitandremana misy antsika.

Ny Mpitandrina RANJAKAVOLA no hitondra ny fampianarana ka hanomboka amin'ny telo ora tolaky ny andro.

Tongava maro ho voninahitry ny Tompo.

Date
22/10/2019