Famaranana ny faha 35taona MTA

๐Ÿ‘‰Famaranana ny fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha-35 taonan'ny Fikambanan'ny Mpamakiteny FJKM Ankadifotsy. (Mpamaky Teny Ankadifotsy)

๐Ÿ“Ny Alahady 26 Novambra 2023 amin'ny 3 ora tolakandro

โœ…eto amin'ny FJKM Ankadifotsy

๐ŸŽคiarahana amin'ny Groupe Ny AVO

Raiso ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy -Efesiana 6:17-

famaranana 35eme MTA

Date
06/11/2023