Famaranana faha 35 Taona MTA

Tontosa ny 26 Novambra 2023 ny fankalazana an'Andriamanitra noho ny famaranana ny faha-35 taonan'ny fikambanana mpamakiteny Ankadifotsy MTA. Ny prezida synodaly Iarivo Avaradrano no nitarika ny fotoana manontolo. Natolotra ny fiangonana tamin'izany ny tsangambato "studio d'enregistrement". Ary nofaranana tamin'ny fiaraha-midera niaraka tamin'ny tarika Rojo ny avo ny fotoana ny takariva.

Ho an'Andriamanitra ny voninahitra !

 

Date
05/12/2023