FAMARANANA 130 SA FJKM ANKADIFOTSY

 

ALAHADIN'NY SAMPANA SEKOLY ALAHADY MANERANA NY SAHAN'NY FJKM  

FANKALAZANA NY FAHA 130 TAONAN'NY SAMPANA SEKOLY ALAHADY FJKM ANKADIFOTSY

Nanamarihina izany teto amin'ny fitandremana Ankadifotsy ny Alahady 11 Desambra 2022 :

- Fankasitrahana an'i Ramatoa RANDRIANTSIZAFY Marie Esther noho ny nahatrarany ny faha-70 taona nampianarany Sekoly Alahady teto Ankadifotsy.

- Fizarana mofomamy

- Fizarana fankasitrahana ireo rehetra nandray anjara tamin'ny hetsika fanamarihana ny faha 130 taona.

- Fanolorana ny tatitry ny Komity faha 130 taona

- Noredonina ny hira faneva.

 

''Anaka mihainoa, ka raiso ny Teniko.''

                                   Ohabolana 4:10a

 

Raki-tsary

FAMARANANA 130 SA FJKM ANKADIFOTSY

  • Fandidiana Mofomamy 130 SA
    Fandidiana Mofomamy 130 SA
    Fandidiana Mofomamy 130 SA
  • Birao 130 miaraka amin'ny Mpitandrina
    Birao 130 miaraka amin'ny Mpitandrina
    Birao 130 miaraka amin'ny Mpitandrina
  • Komity 130 SA
    Komity 130 SA
    Komity 130 SA
  • Fizarana Fankasitrahana
    Fizarana Fankasitrahana
    Fizarana Fankasitrahana
  • Fizarana Fankasitrahana 1
    Fizarana Fankasitrahana 1
    Fizarana Fankasitrahana 1
  • Fizarana Fankasitrahana 2
    Fizarana Fankasitrahana 2
    Fizarana Fankasitrahana 2
  • Fanolorana ny tatitra 130 SA
    Fanolorana ny tatitra 130 SA
    Fanolorana ny tatitra 130 SA
  • Famaranana ny 130 SA FJKM Ankadifotsy
    Famaranana ny 130 SA FJKM Ankadifotsy
    Famaranana ny 130 SA FJKM Ankadifotsy
Date
12/12/2022