STK FJKM Ankadifotsy, 125 taona
"Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony;
ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany" Isaia 12:5
Ny Mpihiran'ny Farimbona,
Ny Mpihiran'ny Farimbona Zokiny,
dia manolotra antsan-kira ho fankalazana ny faha-125 taonan'ny STK FJKM Ankadifotsy,
ny Alahady 30 Aprily 2023 amin'ny 3 Ora, CC ESCA Antanimena
Ny karatra fandraisana anjara dia azo raisina eto amin'ny FJKM Ankadifotsy,
manomboka ny alahady 19 Martsa 2023 .
Filan-kevitra: NMPF - FJKM Ankadifotsy
Date
02/04/2023