Akon'ny fetin'ny Ray 2018

Tsianjery, hira, teny mamy, firariantsoa maro samihafa ary fanomezana no nanamarihina ny fetin'ny Ray teto amin'ny fitandremana Ankadifotsy.

Fiarahabana ny Ray rehetra ary koa ny Raiamandreny mpitandrina.

Date