Andro iraisam-pirenena ho an'ny Baiboly anio 15/11/2016

JIB na Journee international Biblique, natao ho andro iraisam-pirenena ho an'ny Baiboly anio faha-15 Novambra 2016. Hifanentanan'ny kristiana maneran-tany ny mizara izay andinin-tSoratra Masina mandresilahatra azy anio tontolon'ny andro amin'ny tambajotra maro isankarazany sy ny toa izany.