Faha 125 taona STK

 STK FJKM Ankadifotsy 125 taona

"Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony;ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany"

                                                                                                                                                  Isaia 12:5

Ny Mpihiran'ny Farimbona,

Ny Mpihiran'ny Farimbona Zokiny,

dia manolotra antsan-kira ho fankalazana ny faha-125 taonan'ny STK FJKM Ankadifotsy

          ny Alahady 30 Aprily amin'ny 3 Ora, CC ESCA Antanimena

 

Ny karatra fandraisana anjara dia azo raisina eto amin'ny FJKM Ankadifotsy, manomboka ny alahady 19 Martsa hoavy izao.

 

Filan-kevitra: NMPF - FJKM Ankadifotsy

125 taona STK FJKM ANKADIFOTSY

Date
17/03/2023