☆ALATSINAIN’NY PENTEKOSTA☆
""CONSTAT""=VOKATRY NY PENTE KOSTA VOALOHANY"" FAHATANTERAHAN’NY TENIN’I JESOA TOMPO TAMIN’I PETERA : ●MATIO 16.19● >>>TORITENY VOALOHANY NATAON’I PETERA<<< ASA.2.14-39 = "FANALAHIDIN’NY FANJAKAN’NY LANITRA" >>>VOKATRA: TERAKA NY FIANGONANA KRISTIANA VOALOHANY ! <<< VAKIO TSARA : ASA.2.41-47
■FIANGONANA TOKANA , NIRAY SAINA , NAHARITRA T@ FAMPIANARAN’NY APOSTOLY SY NY FIOMBONANA SY NY FAMAKIANA NY MOFO ARY NY FIVAVAHANA...and.47■
Tohiny...
☆NY FIANGONANA KRISTIANA VOALOHANY☆
HOY JESOA TOMPO TAMIN’NY APOSTOLY PETERA : MATIO 16.19 ..."na inona feheziNAO... Tanteraka tamin’ny Pentekosta izany : ASA 2.14-47 >>> Teraka ny Fiangonana kristiana voalohany ( L’Eglise Chetienne Primitive) Fa niteny ho an’ity Fiangonany ity koa i Jesoa Tompo : MATIO.18.18 ""NA INONA NA INONA FEHEZInareo...", dia NY TORITENY HATAON’NY FIANGONANA .
■MITORIA■
Hitohy ....