Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Sahia manohitra ny Kolikoly

Vaovao

Sampana Dorkasy Ankadifotsy23/04/2018 09:39

Sampana Dorkasy Ankadifotsy Mankalaza an' Andriamanitra noho ny faha-120 taonan'ny sampana

Notanterahina ny alahady faharoan'ny volana aprily lasa teo ny fanokafana ny fankalazana ny faha-120 taona ny sampana Dorkasy. Tamin'ny fanompoam-pivavahana faharoa no nanehoana ireo komitin'ny fankalazana.

IMG_0700

Ireo mpikambana Dorkasy ankehitriny

IMG_0717

dorkasy vonona mandrakariva

IMG_0722

Ho an'Andriamanitra ny voninahitra