Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANEKE HOHAVAOZIN'NY FANAHY MASINA

Vaovao

SP19, manaiky mihavao sady havaozin’ ny Fanahy Masina09/05/2018 17:05

SP19, manaiky mihavao sady havaozin’ ny Fanahy Masina Fihaonambe voalohany 2018 SPIA natao tany Sadabe ny 4-5 Mey lasa teo.

SP19, manaiky mihavao sady havaozin’ ny Fanahy Masina

Izany no azo hamintinana ny hafatry ny Fivoriambe voalohan’ny SPIA 2018 natao teny amin’ny tokontanin’ny CEG Sadabe ny 4 sy 5 Mey 2018 teo. Fampianarana, alim-piderana, fanompoam-pivavahana, filazam-baovao sy tatitra ary asa vavolombelona no tena nanamarika izany. Ny prezidà synodaly Rabetokotany Miarilaza Mpitandrina no nitarika ny fotoana manontolo, nanatrika teny ny filohan’ny komity faha-50 taonan’ny FJKM sy ny mpanolo-tsainan’ny filohan’ny Repoblika. Nifarana tamin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo sy fiaraha-misakafo ny fotoana.

Indreto ampahan-tsary tamin'izany:

IMG_6622
IMG_6749
IMG_6783
IMG_0912
IMG_0916
IMG_0917