Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANOLOTRA NY FIAINANY NY TOMPO

Vaovao

Paska 2018 sy fitsangatsanganan'ny Fiangonana.05/04/2018 10:20

Paska 2018 sy fitsangatsanganan'ny Fiangonana. Paska fandresena ho an'ny mino.

Nisy ireo natao Batisa nialoha ny nandraisana azy ho mpandray ny fanasan'ny Tompo.

IMG_0475
IMG_0464
IMG_0465
IMG_0479
IMG_0484

Miredona ny fanekena!!!

IMG_0538

Tao anatin'ny fifaliana sy ny fiderana an'Andriamanitra avokoa izany.

IMG_0551

Ireo mpiray latabatra amin'ny Tompo vaovao.(Paska 2018)

Ny Alatsinainy niara- nifaly teny Anosy Avaratra ny fiangonana

IMG_0577

Fanompoam-pivavahana.

IMG_0580
Copie de IMG_6486
Copie de IMG_6491

tafatafa!

IMG_0556
IMG_0558

sport niandraiketan'ny 3F

IMG_0569
IMG_0570
IMG_0574
IMG_0576

Ny lalao mampiasa saina sy hakingana nosahanin'ny MTA

IMG_0575
Copie de IMG_6534

teo koa ny dihy mirindra, Zumba...

Copie de IMG_6505

Ho an'Andriamanitra ny voninahitra!