Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

Vaovao

Akon'ny fetin'ny Ray 201818/06/2018 09:05

Akon'ny fetin'ny Ray 2018 Tsianjery, hira, teny mamy, firariantsoa maro samihafa ary fanomezana no nanamarihina ny fetin'ny Ray teto amin'ny fitandremana Ankadifotsy.

Fiarahabana ny Ray rehetra ary koa ny Raiamandreny mpitandrina.

IMG_7338
IMG_1271-redim
IMG_1280-redim