Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mitsangàna hanohitra ny Herisetra

Toriteny

Alahady 29 Aprily 201830/04/2018 12:24



Matokia ny fitondran'Andriamanitra ny fiainanao fa hanome izay sahazy sy ilainao ka hifalianao Izy.

Soratra Masina :

  • Genesisy 2 : 4 - 9
  • I Timoty 2 : 1 - 7
  • Matio 20 : 20 - 28

Mpitandrina Ranjakavola