Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Sahia manohitra ny Kolikoly

Toriteny

Alahady 13 May 201813/05/2018 18:18



Ny Fanahin'Andriamanitra efa nomena anao tamin'ny batisa hitarika anao hanaraka an'i Jesoa Ilay Fahamarinana.

Soratra Masina

  • Fitomaniana 5 : 19 - 22
  • 1 Korintianina 2 : 12 - 16
  • Jaona 4 : 19 - 24

Mpitandrina Ranjakavola