Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Miantsoa fanafahana avy amin'ny Tompo

Toriteny

Alahady 11 Febroary 201812/02/2018 03:35



Ianao no mifidy mba ho tany tsara mba hahafahan'ny Tenin'Andriamanitra maniry, hitombo, hamokatra ho fiainanao.

Mpitandrina Ranjakavola