Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANEKE HOHAVAOZIN'NY FANAHY MASINA

Toriteny

Alahady 06 May 201807/05/2018 06:50



Toriteny feo

Noforoniny ianao, fantany ianao fa nohon'ny Anarany Masina mahasaro-piaro Azy no hiasan'ny Tompo eo amin'ny fiainanao.

Soratra Masina

  • Ezekiela 36 : 22 - 30
  • 1 Tesalonianina 1 : 1 - 10
  • Matio 12 : 31 - 37

Mpitandrina Ranjakavola