Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

Toriteny

Alahady 05 Aogositra 201806/08/2018 04:19



Tsy ny sabatra no mahavonjy fa ny fo tia an'Andriamanitra, tia namana koa valio soa ny ratsy.

Mpitandrina Ranjakavola