Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Sahia mitory fahamarinana

Perikopa Aprily 2018

MANOLOTRA NY FIAINANY NY TOMPO
01/04/2018
30/04/2018
Alahady 1 aprily 2018 : PASKA
Salamo 34.11-22
II Korintiana 2.14-17
Marka 16.1-11

Alahady 8 aprily 2018 ! : Sampana Dorkasy
Ohabolana 10.14-19
Romana 5.15-21
Jaona 10.1-10

Alahady 15 aprily 2018
Deoteronomia 30.19-20
Matio 7.7-14
Asan'ny Apostoly 11.1- 18

Alahady 22 aprily 2018
Amosa 5.4-7
Galatiana 6.6-10
Marka 10.28-31

Alahady 29 aprily 2018
Genesisy 2.4-9
I Timoty 2.1-7
Matio 20.20-28