Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

Tafika masina

Fanomanana ny faha-40 taonan'ny AFF Foibe Mahajanga29/08/2014 07:11

Fivoriamben'ny AFF manontolo (FKBM- TAFIKA MASINA-SEMIA-MTA) ny Sabotsy 30 Aogositra amin'ny 3 ora eny amin'ny IFR. Fanofanana sy toromatika amin'ny hetsika hiarahana amin'ny AFF Foibe any Mahajanga amin'ny Septambra 2014.