Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANEKE HOHAVAOZIN'NY FANAHY MASINA

Tafika masina

AFF- fiofanana tafika Masina17/11/2014 20:08

Efa mitohy ny fiofanan'ny AFF eny amin'ny IFR (fiofanana Tafika Masina) tarihin'ny Raiamandreny Mpitandrina Ranjakavola. Isaky ny Sabotsy aorian'ny fianarana Katekomena amin'ny 4 ora etsy amin'ny IFR hafa tsy ny Sabotsy voalohany amin'ny volana.