Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

SA

Fizarana valisoa Sekoly Alahady 201424/07/2014 16:54

Amin'ny Alahady 27 Jolay izao, amin'ny oran'ny Sekoly Alahady ny fizarana ny valisoa ho an'ny mpianatra sekoly alahady nanao fanadinana rehetra.