Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mitsangàna hanohitra ny Herisetra

SA

  • 23/08/2012 09:09 - Aza dia varimbariana e !

    Manitsaka sahady ny volana fahaefatra amin’ny taona vaovao 2012 isika, toa vao tsy ela ery no nilanonana nifampiarahaba fa nahatratra izany taona izany, izao indray dia efa ao anaty fety hafa indray ny saina amam-p...

  • 22/08/2012 13:19 -Famangiana ny TOPAZA

    Famangiana ny TOPAZA Tonga namangy ireo zaza kamboty teny amin’ny TOPAZA na Toeram-Pamonjena ZAza teny Ambohipotsy ny sampana Sekoly Alahady ny alahady 20 mey 2012 teo.Asa fanampiana efa fanaony ihany izany saingy niato kely tao ho ao...

  • 22/08/2012 13:16 -01 mai

    Teny amin’ny FOFIKRI Ilafy no nofidian’ny sampana Sekoly Alahady amerenana indray ny fitsangatsanganana efa fanaon’izy ireo isaky ny 01 mey. Hiala voly, hifaly sy hilalao moa no anton-dia ka dia tontosa soa aman-ts...

  • 22/08/2012 13:15 -“ Akon’ny fetin’ny Reny notanterahin’ireo ankizy sokajy 8 taona Sekoly Alahady.”

    “ Akon’ny fetin’ny Reny notanterahin’ireo ankizy sokajy 8 taona Sekoly Alahady.” Vivamus in dui ante, sed gravida metus. Donec sollicitudin tempor bibendum. Ut bibendum sodales risus id imperdiet. Praesent pulvinar eros sit amet tellus fringilla quis varius sem varius. Praesent dictum consequat neque, eget imperdiet arcu placerat quis. Quisque elementum nulla enim. In aliquam interdum malesuada....