Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANOLOTRA NY FIAINANY NY TOMPO

Farimbona

KOMITIN' NY FARIMBONA05/04/2018 10:31

KOMITIN' NY FARIMBONA "Fetin'ny taona nahavelomana" - FJKM Ankadifotsy ny 29 Aprily 2018 @ 3 ora.

"Fetin'ny taona nahavelomana" famelabelarankevitra ho entin'ny Mpitandrina Ranjakavola eto amin'ny FJKM Ankadifotsy ny 29 Aprily 2018 ho avy izaoamin'ny 3 ora tolakandro.