Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mitsangàna hanohitra ny Herisetra

Samy hafa

Herinandron'ny Fanahy Masina31/05/2017 10:08

Fampianarana momba ny Fanahy Masina manomboka ny alatsinainy 29 mey 2017 ka hatramin'ny zoma 2 jona amin'ny 5 ora 30 mn hariva ao amin'ny FJKM Ankadifotsy.

Miarahaba antsika rehetra amin'ny Anaran'ny Tompo.

Ireto ny fampianarana momba ny Fanahy Masina azo feo ka zaraina amintsika.

Talata 30 mey 2017

Alarobia 31 mey 2017

Alakamisy 1 jona 2017