Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANEKE HOHAVAOZIN'NY FANAHY MASINA

Samy hafa

Fiangonana FJKM: ALAHADY 21 JANOARY 2018 eny Mahamasina avokoa.01/01/2018 17:29

Fiangonana FJKM: ALAHADY 21 JANOARY 2018 eny Mahamasina avokoa. Fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny filohan’ny FJKM mianakavy, ny FJKM sy ny taom-piasana vaovao.

Fanompoam-pivavahana lehibe ho fitondrana am-bavaka ny filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-panompoana 2018 izay ho tanterahina eny amin’ny Kianjaben’ny Mahamasina ny alahady 21 janoary 2018.

foibe FJKM