Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

Samy hafa

Fianakaviana : Fiainam-piankohonana kristiana21/05/2017 16:02

Fianakaviana : Fiainam-piankohonana kristiana Fampianarana momba ny fiainan'ny ankohonana kristiana atolotry ny fikambanana Saha Edena eto amin'ny fitandremana Ankadifotsy.

Miarahaba antsika amin'ny Anaran'ny Tompo.

Indro atolotra antsika ny fampianarana feo (audio) nataon'ny raiamandreny Mpitandrina Ranjakavola momba ny ankohonana kristiana tamin'ny alahady 14 mey 2017 lasa teo.

Fiainam-piankohonana kristiana