Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Miantsoa fanafahana avy amin'ny Tompo

Samy hafa

Fandaharana Alahady Fandraisana 7 mey 201704/05/2017 15:02

Fandaharana Alahady Fandraisana 7 mey 2017 Vaomieran'ny Teknolojia Moderna dia manolotra ho anao ny fandaharan'ny fanompoam-pivavahana sy ny fandraisana ny Fanasan'ny Tompo ny Alahady 7 mey 2017 izao.

Vaomieran'ny Teknologia Moderna manolotra anao ny fandaharam-potoana ny Alahady Fandraisana 7 mey 2017 izao.
Miarahaba antsika mpianakavin'ny finoana.
Indro atolotry ny Vaomieran'ny Teknologia Moderna ny fandaharam-potoana ny Alahady Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 7 mey 2017 .Azonao alaina ary hadika avy hatrany ao amin'ny solosaina na findainao izany ary tsy hilàna fifandraisana amin'ny aterineto intsony ny fijerena azy avy eo.
Fandaharana Alahady 7 mey 2017